SAO INTY NO ANTSO FARANY (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio anio mmhvpz dia eny anio
Anio e fotoana tokony hibebahana
Andraisanao fanapahan-kevitra
Ka fzernv aza dia mangatak’andro re
Anio Jesosy miantso anao
Sao inty , inty no antso farany
Anehoany amianao ny fitiavany
Mandalo anie zao fiainana eto izao
Araraoty fa Jesosy anio mbola miala tononkira.serasera.org nenina aminao
Hatrizay ianao dia nanaram-po
Izay rehetra nety dia nandramana avokoa bjtq
Toa mamy am-piandohana fa mangidy fara
Ny nenina tsy aloha fa handatsa any am-para

--------
Link: