SAO INTY NO ANTSO FARANY (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio anio dia eny anio
Anio e qumdvsh fotoana tokony hibebahana
Andraisanao fanapahan-kevitra
Ka aza dia mangatak’andro nbptnvsq re
Anio Jesosy miantso anao
Sao inty , inty no antso zrndybhx farany
Anehoany amianao ny fitiavany
Mandalo anie zao fiainana eto izao
Araraoty fa Jesosy anio tononkira.serasera.org mbola miala nenina aminao
Hatrizay ianao dia nanaram-po
Izay rehetra nety dia nandramana avokoa
Toa mamy am-piandohana fa mangidy fara
Ny nenina tsy aloha fa handatsa any am-para

--------
Lien: