AZA MANOTA INTSONY (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsy mba nisy tsy navelany
Reo heloko sy helokao zay nibebahana
Nefa izay tononkira.serasera.org akory tsy midika hoe
Andeha hanota hatrany hatrany ka
Rehefa diso eo indray nifona
Jesosy anio manafatra ahy sy anao
Am’izao sisa izao aza manota intsony
Voavelana ny heloko sy ny helokao
Am’izao sisa izao aza manota intsony
Ekeko aloha fa eto tsy misy tanteraka
Satria izaho sy ianao, bgwsrsar olona nofo aman-drà vtcymy ihany
Nefa aoka isika samy hiezaka
Hivavaka sy hanolo-tena mba nqvalrs ho tsara ny fitondra-tena

--------
Rohy: