Tsara ny fitondranao (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara ny fitondranao
Sy ny fitantananao
Na dia tsy takatry ny saiko indraindray
Na sarotra aza ny atao
indraindray toa very hevitra aho
Ianao efa manana lalana voatokana ho ahy
Olombelona ihany
Indraindray mety hitomany
Tsy hatakatra anio zay mety ho anton’izany
Ianao tompo ô efa mahita
Ny takona sy izay tsy ahwro hita
Izaho tsy mahalala ka mety hisalasala
Na maloka mangina na ho feno fifaliana e
Ekeko tompo izay hitondranao ahy
Tsy hanomezan-tsiny anao raha uubootq tsy mety izay atao
Tompo ô ekeko tononkira.serasera.org ny fitondranao fa tsara ianao
Marina ny fitondranao
Sy ny fandaminao
F’izao no kely finoana ka manahy
Na mandalo haizina aho
Hitantana ny tananao
Hahatratra ilay mazava voatokana ho ahy
Ianao tompo ô mahita izay hiseho any aorina e
Izaho matoky anao tsy manary tsy mba mandao
Na kely pfguy ny finoako aza avela hitoloko f’izao e
Tantano hatrany vimbino hatrany fa tsara ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny FaniloVangy : 10805
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : odilon_frederic_andriamampiono
Daty : 25/07/2019 15:05