EO AKAIKINAO (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zwsg Ny fiainako apetrako aminao
O ry Tompo be fitia izay tsy ostl mandao
Eo akaikinao eo no mahatsara ahy tononkira.serasera.org
Raha lavitra anao aho dia hangahiahy
Eo tsy misy fanahiana,
Lavitry ny hakivina
Fa manana anao ry Ray,
Tsy miova omaly anio mandrakizay
Tsy izaho irery no afaka hitoetra uixdq
Eo anilany @ androko rehetra
Fa ianao koa , isika rehetra
Ny fitiavany tsy misy fetra
O ry Tompo be fitia izay tsy ostl mandao
Eo akaikinao eo no mahatsara ahy tononkira.serasera.org
Raha lavitra anao aho dia hangahiahy
Eo tsy misy fanahiana,
Lavitry ny hakivina
Fa manana anao ry Ray,
Tsy miova omaly anio mandrakizay
Tsy izaho irery no afaka hitoetra uixdq
Eo anilany @ androko rehetra
Fa ianao koa , isika rehetra
Ny fitiavany tsy misy fetra
--------
Rohy:
