Hidera anao (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no uuevvbpd fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa tononkira.serasera.org ianao ry tompo soa

   ibrb  hidera anao mandrakizay ry ray
    hankalaza anao izany no fanirinay
    fanahy oh, asehoy ny herinao
    mifona aho, ny ota vitanay hatrizay
    mifona aho, diovy re ka mba sasao

hidera , anao , ry tompo , tsitoa
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa

    n'aiza n'aiza aleha
    na toa inona sedra mande
    na mbola zaza tokoa
    dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie

hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay qopslsb oh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antso Fiakarana
Vangy : 1999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 26/11/2018 09:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1753