Fandresena ho anao (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tontolom-piainanao dia mahavaky fo tokoa fa
Ny tompo irery no efa niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ianao
Tolory azy ny fiainanao

Fiv : Satria tefy ho anao yjgqbmc Ireo adim-pihainanao
        K'aza mihemotra , tsy bsii ho neninao
        Fa sao ho diso lalana
       esdyeqpu  Ireo fankam-panahy ivilio lalana
     tononkira.serasera.org    Fa izy malala izay mahatsara anao
        FANDRESENA HO ANAO

Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin'ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita ny soa
FANDRESENA anie HO ANAO

A/c: Lafatra Razafimandranto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antso Fiakarana
Vangy : 1655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 24/11/2018 10:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1518