Asandratray Ianao (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ianao
Sy ilay anaranao
Izay tsara tsy mifindra
Voninahitra avoir indrindra
Ka anandratra anao zay zanakao
Réf: cenwnt Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao gebcv iany ny noho masina ary koa
tononkira.serasera.org Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
Tonga olona izy izao mba ho anao
Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao iany ny noho masina ary koa
brpyfjga Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
f'efa teraka ho anao
ka hobio sy derao
tonga olona izy izao
noho ny otanao
A/c: Lafatra Razafimandranto
Sy ilay anaranao
Izay tsara tsy mifindra
Voninahitra avoir indrindra
Ka anandratra anao zay zanakao
Réf: cenwnt Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao gebcv iany ny noho masina ary koa
tononkira.serasera.org Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
Tonga olona izy izao mba ho anao
Réf: Ka iza no tsy hidera anao ry kristy
Ka ny firenena hiankohoka aminao
Fa ianao iany ny noho masina ary koa
brpyfjga Manjaka ao ampoko ianao ry jesoa
Asandratray ianao
Ka hobio sy derao
Ka velomy re ny hoby
F'izy efa ao antranon'omby
f'efa teraka ho anao
ka hobio sy derao
tonga olona izy izao
noho ny otanao
A/c: Lafatra Razafimandranto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso FiakaranaVangy : 1637
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 24/11/2018 10:59
