Hidera anao (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa

    hidera anao mandrakizay ry ray
    hankalaza anao izany no fanirinay
    fanahy oh, asehoy ny herinao
    mifona aho, ny ota vitanay bnys hatrizay
    mifona aho, diovy mfrv re ka mba sasao

hidera , tononkira.serasera.org anao , ry tompo , tsitoa
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa

    n'aiza n'aiza aleha
    na toa inona sedra mande
    na mbola zaza tokoa
    dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie

hidera anao mandrakizay anktkme ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay oh

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antso Fiakarana
Visites : 2000
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 26/11/2018 09:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306