Vavaka (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tompo ô!
Eo aminao no anandratako owhpv izao
Vavaka avy ao ampoko
mino aho fahenoinao
x2


Fiv:tsy amelako ianao jeso
Ra tsy mamela ahy
Vatolampiko ianao
Famonjena tononkira.serasera.org oojgl ahy koa jeso
x2


Tompo ô!
Mba nblf raisonao re
Ty mpanompo efa nandao
Te hiverina aminao
Menatra aho tsy mendrika
x2


Fiv:...x2

tonony sy feony:RABEMIARANA Njato D.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antso Fiakarana
Visites : 1803
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 29/12/2015 10:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0679