Ny Hafaliako (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tiako loatra ny fxjksd hanambara examjfhh hatrany
ilay hafaliana ao anatiko ao
toa te qrygcojl hitraotra mafy aoka izany
tomany anefa no mivoaka ao ampo


Fiv: Tsy mbola tsapanao tokoa mantsy anie
Izany hoe voavelaheloka
Tsy mbola niainanao tokoa mantsy anie
ilay Hafaliana ao anatiko ao (Hafaliako)

Tsy tatiko no hitana samy irery
Fa teh haneno ny hafaliako aho
tsiky no tiako hameno ny tononkira.serasera.org tareha
ny maso anefa no manganohano aloha

Fiv: Tsy mbola tsapanao tokoa mantsy anie
Izany hoe voavelaheloka
Tsy mbola niainanao tokoa mantsy anie
ilay Hafaliana ao anatiko ao (Hafaliako)
Tsy mbola niainanao tokoa mantsy anie
ilay Hafaliana ao anatiko ao (Hafaliako)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antso Fiakarana
Hits : 342
Likes : 1 Like
Created by : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0871