Fiarovana ho ahy (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza misy ahy tompo oh
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : fxrpnjyn Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
tzji sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tononkira.serasera.org tsy amela ahy hiady irery
ijinkoiv vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : fxrpnjyn Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
tzji sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tononkira.serasera.org tsy amela ahy hiady irery
ijinkoiv vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 1779
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 26/11/2018 09:30
