Salamo 100 (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra (Rehetra)
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana
amin'ny
amin'ny fihobiana.
Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana
Izy no gornmsr nanao antsika
Aoka ho fantatrareo
fa Jehovah no Andriamanitra;
Izy no nanao hcpyyd antsika,
ary Azy isika
Azy isika
Dia olony sy ondry
fiandriny

Midira eo amin'ny vavahadiny
amin'ny fisaorana,
Ary eo an-kianjany
amin'ny fiderana;
Misaora Azy,
mankalazà ny anarany,
Fa tsara Jehovah;
Mandrakizay
ny tivzoxmz famindram-pony,
Ary mihatra
amin'ny taranaka
fara mandimby ny fahamarinany
Midira eo amin'ny vavahadiny tononkira.serasera.org
amin'ny fisaorana,
Ary eo an-kianjany
amin'ny fiderana;
Misaora Azy,
mankalazà ny anarany,
Fa tsara Jehovah;
Mandrakizay
ny famindram-pony,
Ary mihatra
amin'ny taranaka
fara mandimby ny fahamarinany

Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra (Rehetra)
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana
amin'ny
amin'ny fihobiana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Antso Fiakarana
Hits : 499
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4367