Tsy Fantatrao Va? (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah
Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry cyzz izy
Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry izy
Ny sandriny no hanangonany ny zanakondriny
ka ho trotrohiny
Eo antratrany
Eo antratrany jjobmt ireny
ary ho roahiny (roahiny)
miadana ny
ampihanahiny
Roahiny miadana
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao tononkira.serasera.org va
fa Andriamanitra oxeaf mandrakizay Jehovah
Jehovah
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah
Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry cyzz izy
Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry izy
Ny sandriny no hanangonany ny zanakondriny
ka ho trotrohiny
Eo antratrany
Eo antratrany jjobmt ireny
ary ho roahiny (roahiny)
miadana ny
ampihanahiny
Roahiny miadana
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao tononkira.serasera.org va
fa Andriamanitra oxeaf mandrakizay Jehovah
Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso FiakaranaVangy : 314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 16/02/2025 10:15
