Hidera anao (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fanahy fcepyov oh, asehoy ny herinao
mifona aho, ny ota vitanay hatrizay
mifona aho, kaykwfpp diovy re ka mba sasao
hidera , anao , ry tompo , tsitoa
fa dhamfzq maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
n'aiza n'aiza aleha
tononkira.serasera.org na toa inona sedra mande
na mbola zaza tokoa
dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay oh
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fanahy fcepyov oh, asehoy ny herinao
mifona aho, ny ota vitanay hatrizay
mifona aho, kaykwfpp diovy re ka mba sasao
hidera , anao , ry tompo , tsitoa
fa dhamfzq maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
n'aiza n'aiza aleha
tononkira.serasera.org na toa inona sedra mande
na mbola zaza tokoa
dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay oh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antso FiakaranaVisites : 1998
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 26/11/2018 09:23
