Fiarovana ho ahy (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza misy ahy tompo oh
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
jpduah sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery nnyedg
vatolampy tsy mikoro
xkmlfpxg sy fiarovana tononkira.serasera.org ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
jpduah sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery nnyedg
vatolampy tsy mikoro
xkmlfpxg sy fiarovana tononkira.serasera.org ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso FiakaranaVangy : 1781
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 26/11/2018 09:30
