Fiarovana ho ahy (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza misy ahy tompo oh
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy uhxjjd tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia tononkira.serasera.org ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo hjvq oh
tsy amela ahy hiady prlgycd irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy uhxjjd tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
Ny fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia tononkira.serasera.org ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo hjvq oh
tsy amela ahy hiady prlgycd irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 1614
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 26/11/2018 09:30
