Hidera anao (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany tononkira.serasera.org no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
vbke hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
avjip fanahy oh, asehoy ny herinao
mifona aho, ny ota vitanay hatrizay
gsbun mifona aho, diovy re ka mba sasao
hidera , anao , ry tompo , tsitoa
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
n'aiza n'aiza aleha
na toa inona sedra mande
na mbola zaza tokoa
dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay oh
hankalaza anao izany tononkira.serasera.org no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
vbke hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
avjip fanahy oh, asehoy ny herinao
mifona aho, ny ota vitanay hatrizay
gsbun mifona aho, diovy re ka mba sasao
hidera , anao , ry tompo , tsitoa
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
n'aiza n'aiza aleha
na toa inona sedra mande
na mbola zaza tokoa
dia tsy anatahotra tsy hiembotra anie
hidera anao mandrakizay ry ray
hankalaza anao izany no fanirinay
fa maminay tokoa ianao ry tompo soa
fa satrinay tokoa ianao ry tompo soa
rainay oh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso FiakaranaVangy : 1949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 26/11/2018 09:23
