Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiarovana ho ahy (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza misy ahy tompo oh
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo qbrlzr oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
Ny tononkira.serasera.org fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
bsgshp hhstokq sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
N'inona izay mitranga ety
Tsy anahy tsy anatahotra aho
Fa izao mahafantatra
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo qbrlzr oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
sy fiarovana ho ahy ianao
Ny tononkira.serasera.org fianinako tompo oh
Dia ankiniko aminao
Ka na be ireo fahavalo
Dia ianao no hiady ho ahy
Fiv : Fa ianao tia ahy tompo oh
tsy amela ahy hiady irery
vatolampy tsy mikoro
bsgshp hhstokq sy fiarovana ho ahy ianao
A/c: Nomena Mario O.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Antso FiakaranaVisites : 1613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 26/11/2018 09:30
