Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fandresena ho anao (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny yczhfjce tontolom-piainanao dia mahavaky fo tokoa fa
Ny tompo irery no efa pguptp niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ianao
Tolory azy ny fiainanao
Fiv : Satria tefy ho anao Ireo tononkira.serasera.org adim-pihainanao
K'aza mihemotra , tsy ho neninao
Fa sao ho diso lalana
Ireo fankam-panahy ivilio lalana
Fa izy hrakzsdh malala izay mahatsara anao
FANDRESENA HO ANAO
Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin'ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita ny soa
FANDRESENA anie HO ANAO
A/c: Lafatra Razafimandranto
Ny tompo irery no efa pguptp niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ianao
Tolory azy ny fiainanao
Fiv : Satria tefy ho anao Ireo tononkira.serasera.org adim-pihainanao
K'aza mihemotra , tsy ho neninao
Fa sao ho diso lalana
Ireo fankam-panahy ivilio lalana
Fa izy hrakzsdh malala izay mahatsara anao
FANDRESENA HO ANAO
Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin'ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita ny soa
FANDRESENA anie HO ANAO
A/c: Lafatra Razafimandranto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso FiakaranaVangy : 1605
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 24/11/2018 10:59
