Fandresena ho anao (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tontolom-piainanao dia mahavaky fo tokoa fa
Ny tompo irery no efa niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ftlygmh ianao
Tolory azy ny fiainanao

Fiv : Satria tefy ho anao Ireo adim-pihainanao
        K'aza mihemotra , tsy ho neninao
        Fa sao ho diso lalana
        Ireo fankam-panahy ivilio lalana
        Fa glmjx izy malala izay mahatsara anao
      tononkira.serasera.org   FANDRESENA HO ANAO

Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin'ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita ny hveapfmf soa
FANDRESENA anie HO ANAO

A/c: Lafatra Razafimandranto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Antso Fiakarana
Visites : 1731
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 24/11/2018 10:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336