Fandresena ho anao (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tontolom-piainanao zsrmjdp dia mahavaky fo tokoa fa
Ny tompo irery no efa niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ianao
Tolory azy ny fiainanao
Fiv : Satria tefy ho anao Ireo adim-pihainanao
tononkira.serasera.org K'aza mihemotra , tsy ho neninao
Fa sao ho diso lalana
Ireo fankam-panahy ivilio lalana
Fa izy malala izay mahatsara anao
FANDRESENA HO ANAO
Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha abzhmex ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin'ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita iqfmytyw ny soa
FANDRESENA anie HO ANAO
A/c: Lafatra Razafimandranto
Ny tompo irery no efa niteny hoe malalako ianao
Ireo fitsapana sy ireo fankampanahy dia
Ho vohavahy tokoa matoky azy ianao
Tolory azy ny fiainanao
Fiv : Satria tefy ho anao Ireo adim-pihainanao
tononkira.serasera.org K'aza mihemotra , tsy ho neninao
Fa sao ho diso lalana
Ireo fankam-panahy ivilio lalana
Fa izy malala izay mahatsara anao
FANDRESENA HO ANAO
Ho anao ry namako ezaho ny mirandava
Fiainana vé? Sa lalana kaleha abzhmex ?
Aizimpito toa maizina be
Koa maneke azy ianao
Fa alamin'ny fiainanao
Ho voavahy tokoa
Ka hahita iqfmytyw ny soa
FANDRESENA anie HO ANAO
A/c: Lafatra Razafimandranto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 1659
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 24/11/2018 10:59
