Zarako aza (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tezitra mafy ny namana sasany tonga dia miala
Satria misy toetra,
Tsy zakany loatra e
Izy ono xyjyqazz anie tsy hiverina intsony fa izy tsy adala
Ka hiverina indray amin'ny efa nialana
Izy tsy adala e
Satria nisy teny nanindrona an'azy, toa manavakavaka
Sady toa izy tononkira.serasera.org foana
No andaniana fotoana e
Nilaozany mitsy, naleony nafoy ny fiaraha mivavaka
Fa oe tsy ato irery no oe fanompoana
Ka aleony soloina
Banjino lay Jesosy ftnmaayh Tompon'ny asa gugsxnuc e. Tsy olona anie no tompoina e
Tsy hijery zay ataon'ny sasany
Fa samy hotsaraina amn'ny asany e
Raha vao voatohina kely dia miozona vé ny finoany
Dia lasa mitady
Tany malemy hanorenampangady
Hey.
Samy mpanompony e, samy fatrapaniry ny zava-panahy
Tsika rehetra de tsy fanaperana e
Omeo lalana ny fahatezerana e
Miverena amin'ny fanompoana, aza mamono fanahy
Raha izaho de hiteny tsy misalasala
Zaho tsy hiala
Zarako aza efa eto o
Zarako aza nantsoina
Zarako aza mba isan'ny efa mahalala
Tsy voahozongozona ny ahy ny finoana e
Tsika hatrizay efa niara nanompo .Tsy hifampitsara
Tsy ho tapitra ho hay anie ny zavadrehetra. Fikiro mafy zay tsara e
Tsika efa niara-nitory e. Aza mihemotra miala aminay
Aza de maka fanahy ny Tompo fa toy ny manombo azy indray.
Eto aho no hiasa amin'ny kely mba haiko e
Zarako aza efa eto e
Ny talenta sy fahiratan'ny saiko e
Zarako aza efa eto o
Na ny fotoanako n'a ny fananako e
Zarako aza efa eto o
Sy izay mety ho vitan'ny tanako
Betsaka ny asa zay niarahantsika
Oyaiee ee e
Voninahitra ho an'ny Tompo zay vitæ e
Oyaiee
Tsika efa niaraka nanolotena
Oyaiee
Ka modia miverena.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 326
Likes : 0 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 12/07/2025 20:12