O MITSANGANA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Mitsangana, ( O ! Mihira )
Ka upbvk mandehana ,( O Midera! )
Andeha torio ny filazantsara
Torio hatrany mba ho ren'ny pqiyct vazan-tany ( hery ho anao, aina vaovao )
Torio hatrany mba ho an'ny manam-pofon'aina
Fa famonjena, ( tamin'ny ra)
No efa nomena, (nalatsaka)
Ho antsika izay efa voavidy
Kanefa be ireo izay tsy mahalala (mbola variana, toa tsy mba liana )
Kanefa ondry tokony ho ao am-bala
Torio eny rehetra eny
Ho re hatrany am-paran'ny tany
Ilay tononkira.serasera.org tantaran'ny filazantsara
Efa nafoiko ho anao
O mitsangana fa ny Tompo momba anao
Eny e! Izy momba anao, mitantana anao
Naniraka anao, manantena anao
Tsy mahafoy anao, mialoha anao
Azy ianao, asany uzyxvnz no ataoanao.
Ka upbvk mandehana ,( O Midera! )
Andeha torio ny filazantsara
Torio hatrany mba ho ren'ny pqiyct vazan-tany ( hery ho anao, aina vaovao )
Torio hatrany mba ho an'ny manam-pofon'aina
Fa famonjena, ( tamin'ny ra)
No efa nomena, (nalatsaka)
Ho antsika izay efa voavidy
Kanefa be ireo izay tsy mahalala (mbola variana, toa tsy mba liana )
Kanefa ondry tokony ho ao am-bala
Torio eny rehetra eny
Ho re hatrany am-paran'ny tany
Ilay tononkira.serasera.org tantaran'ny filazantsara
Efa nafoiko ho anao
O mitsangana fa ny Tompo momba anao
Eny e! Izy momba anao, mitantana anao
Naniraka anao, manantena anao
Tsy mahafoy anao, mialoha anao
Azy ianao, asany uzyxvnz no ataoanao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 1105
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 20/01/2020 18:27
