NY ETY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny ety !
Ady sy fitomaniana, fangirifiriana ny ety
Fahasahiranana lava tsy mety misava, mameno ny fiainana ety
Toa tsisy fanantenana, fa mahatamana ny ety
Manam-pahataperana, mandalo miserana ny fahasambarana ety
Kanefa Izy efa tonga teto, hanala ny sento mianjady tety,
tononkira.serasera.org Efa nosasany, tamin'ny rany
Kanefa Izy efa novonoina, pptzq mba hisolo voina antsika tety
Nilaozany ny fanjakany, hanavotany ny tany
axsl Indro Izy tonga tety,
Hanangona ny ondry nania,
Kolokoloiny, sy ampofoiny,
Minoa Azy ianao dieny ety
Raha ny ety !
Feno fitokotokoana, samy hafa finoana ny ety
Kely ny fifanajana, tsy tan-dalàna, ny ankamaroan'ny ety
Hazakazaka foana, mandava-taona ny ety hpowoi
Tomany sy adin-tsaina, toloko taraina no rano fisotro ety

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 904
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35