NY ETY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny ety !
Ady sy fitomaniana, fangirifiriana ny ety
Fahasahiranana lava tsy mety misava, mameno ny fiainana ety
Toa tsisy fanantenana, fa mahatamana ny ety
Manam-pahataperana, mandalo tbxlifxq miserana ny fahasambarana ety tononkira.serasera.org
Kanefa Izy efa tonga teto, hanala ny sento mianjady tety,
Efa nosasany, tamin'ny rany
Kanefa Izy efa novonoina, ggxt mba hisolo voina antsika tety
Nilaozany ny fanjakany, hanavotany ny tany
Indro Izy tonga tety,
Hanangona ny ondry nania,
Kolokoloiny, sy ampofoiny,
Minoa Azy ianao dieny ety
Raha ny syvq ety !
Feno fitokotokoana, samy hafa finoana ny ety
Kely ny fifanajana, tsy tan-dalàna, ny ankamaroan'ny ety
Hazakazaka foana, mandava-taona ny ety
Tomany sy adin-tsaina, toloko taraina no rano fisotro ety

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 869
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35