NY ETY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha ny ety !
Ady sy fitomaniana, fangirifiriana ny ety
Fahasahiranana lava tsy mety misava, mameno ny fiainana ety
Toa tsisy fanantenana, fa mahatamana nxlrfvd ny ety
Manam-pahataperana, mandalo miserana ny fahasambarana ety
Kanefa Izy efa tonga teto, hanala ny sento mianjady tety,
Efa nosasany, tamin'ny rany
Kanefa Izy efa novonoina, mba hisolo voina antsika tety
Nilaozany ny fanjakany, hanavotany ny tany
Indro Izy tonga tety,
Hanangona ny ondry nania,
Kolokoloiny, sy ampofoiny,
Minoa Azy ianao dieny ety
Raha ny ety !
Feno fitokotokoana, samy hafa finoana ny ety
Kely ny fifanajana, tsy tan-dalàna, ny ankamaroan'ny ety
Hazakazaka foana, mandava-taona ny ety
Tomany sy adin-tsaina, toloko taraina nugzegy no rano kpdolbkk fisotro ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 903
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 24/12/2019 20:35