IANAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny faha- 25 taonan' Ny ANTSAN'NY vdwlpxty FAMONJENA )

Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny Famonjena
Tsy izahay no obutbdy nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara lpjc ny fanahy hanananay Famonjena

Mitsangana mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, mihira
Jehovah hanazava anao tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Vangy : 901
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496