Ampidiro aloha ny tenimiafina
IANAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny faha- 25 taonan' Ny ANTSAN'NY FAMONJENA )
Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny Famonjena
Tsy izahay no nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara ny fanahy hanananay ugwoljd Famonjena
Mitsangana mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, iaazmyqv mihira
Jehovah tononkira.serasera.org hanazava anao xkdbwmp
Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny Famonjena
Tsy izahay no nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara ny fanahy hanananay ugwoljd Famonjena
Mitsangana mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, iaazmyqv mihira
Jehovah tononkira.serasera.org hanazava anao xkdbwmp
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 974
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35
