IANAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny faha- 25 taonan' Ny nptzjbs ANTSAN'NY FAMONJENA )
Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny parhmwig Famonjena
Tsy izahay fiwk no nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara ny fanahy hanananay Famonjena
Mitsangana tononkira.serasera.org mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, mihira
Jehovah hanazava anao
Ianao, Ianao
Jesosy no mpitahy
Hatrizay, hatrizao
Ny Antsan'ny parhmwig Famonjena
Tsy izahay fiwk no nikasa
Fa ianao kay no miasa
Ka nizara ny fanahy hanananay Famonjena
Mitsangana tononkira.serasera.org mihazava
Tonga anie ny fahazavanao
Mitoria, mihira
Jehovah hanazava anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 976
Likes : 2 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 24/12/2019 20:35
