HO ANY AMIN'IZA ? (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy o! Hankalaza anao aho
Hanandratra ny feoko ka hihoby mafy ny Anaranao
Jesosy o ! Masina hianao e! e!
Ambony noho ny zava-drehetra anie ny Anaranao
Mitazona ny tanana ankavanako hianao
Mitantana ahy, hifikitra aminao
Mitoby manodidina ahy ny anjelinao
Jesosy o! Mino anao aho
Jesosy o ! raha vao tsy ao aminao aho tsy manana an'iza hianteherana e!
Ho any amin'iza moa izahay
Anilanao re no qefkuksf fikasako, haoriko ao ny fanatenako
Hanompoako anao sy hiderako anao ny androko ety izay miserana e!
Ho any amin'iza moa izahay
Hihira mafy aho hidera anao, hamorona fihiram-baovao
Ka ny finoako ho kolokoloiko tsy hanana fahataperana e
Ho any amin'iza moa izahay
Jesosy o! inty aho ! vonona aho; iraho aho.
Te hihira tononkira.serasera.org mafy aho ho anao.
Hihira mafy aho hanandratra feo bzfeg ka hidera an' i Jeso sy hihoby ny Anarany e
Ataoko mba hoxkxfsv ho ren'izao tany tontolo, fa lehibe ny Andriamanitro
Masina ny Anarany e !
Hihira ho anao aho ! hira fiderana.
Raha mbola eto aho dia hihira ho anao Jeso !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1047
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/09/2022 10:49