HO ANY AMIN'IZA ? (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy xeijj o! Hankalaza anao aho
Hanandratra ny feoko ka hihoby mafy ny Anaranao
Jesosy o ! Masina hianao e! e!
Ambony noho ny zava-drehetra anie ny Anaranao
Mitazona ny tanana ankavanako hianao
Mitantana ahy, hifikitra aminao
Mitoby manodidina ahy ny anjelinao
Jesosy o! Mino anao aho
Jesosy o ! raha vao tsy ao aminao aho tsy wejlavf manana an'iza hianteherana e!
Ho any amin'iza moa izahay
Anilanao re tononkira.serasera.org no fikasako, haoriko ao ny fanatenako
Hanompoako anao sy hiderako anao ny androko ety izay miserana e!
Ho any amin'iza moa izahay
Hihira mafy aho hidera anao, hamorona fihiram-baovao
Ka ny finoako ho kolokoloiko tsy hanana fahataperana e
Ho any amin'iza moa izahay
Jesosy o! inty aho ! vonona aho; iraho aho.
Te hihira mafy aho ho glncjd anao.
Hihira mafy aho hanandratra feo ka hidera an' i Jeso sy hihoby ny Anarany e
Ataoko mba ho ren'izao tany tontolo, fa lehibe ny Andriamanitro
Masina ny Anarany e !
Hihira ho anao aho ! hira fiderana.
Raha mbola eto aho dia hihira ho anao Jeso !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVisites : 1045
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 24/09/2022 10:49