Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIAINAM-BAOVAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mivangongo manodidina anao ny adim-piainana sy fijaliana
Toa mitanjozotra manatona anao, ny loza sy ny fahorina
Mianjera ianao, tafarina avy eo, avy eo toa solafaka indray
Miandry masoandro hiposaka ianao saingy haizina no tonga indray
Dia alaim-panahy ianao hijery ny olona sasany
Ireo izay variana, sondriana sy mbola matory
Nefa toa miadana sy toa ambinina ny asany
Nefa toa tsy mahalala an'Andriamanitra akory
Nefa tsy noho izany no antony andeha hampiemotra anao
Angamba tononkira.serasera.org tsy wokugk noho izany no andehananao hitady Tompo vaovao
Dia mahereza hatrany, ny tanan'Izy Tompo no mitantana anao
Dia ho azonao, fiainam-baovao
Toa arakaraky ny hanatonanao, hcnleggz hivavaka ho feno finoana
Toa arakaraky ny hifikiranao, naheno ilay fiantsoana
Dia toa manantena, miandry ny homena, mangataka izay ohfwxrl irina
Nefa ve tsy araky ny nadrasanao ity kapoka iray izay tsy tiana .

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1408
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 23/12/2019 16:54