FIAINAM-BAOVAO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mivangongo manodidina anao ny adim-piainana sy fijaliana
Toa mitanjozotra manatona anao, ny loza sy ny fahorina
Mianjera ianao, tafarina avy eo, avy eo toa solafaka indray
Miandry tononkira.serasera.org drhxcekd masoandro hiposaka ianao saingy haizina no tonga indray
Dia alaim-panahy ianao hijery ny olona sasany
Ireo izay variana, sondriana sy mbola matory
Nefa toa miadana sy toa ambinina ny asany
Nefa toa tsy mahalala an'Andriamanitra akory
Nefa tsy noho izany no antony andeha hampiemotra anao
Angamba tsy noho izany no andehananao hitady Tompo vaovao
Dia mahereza hatrany, ny tanan'Izy Tompo no sprrck mitantana anao
edjqbrw Dia ho azonao, fiainam-baovao
Toa arakaraky ny hanatonanao, hivavaka ho feno finoana
Toa arakaraky ny hifikiranao, naheno ilay fiantsoana
Dia toa manantena, miandry ny homena, mangataka izay irina
Nefa ve tsy araky ny nadrasanao ity kapoka iray izay tsy tiana .

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1377
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 23/12/2019 16:54