Ampidiro aloha ny tenimiafina
ENY (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satria moa ny Tompo rehefa miteny
Rehefa nanaiky milaza bisz hoe Eny
Dia tsy miova intsony, f' izay ny ao am-pony
Manaiky hoe ENY , miteny hoe ENY
Raha zaza nania no nody indray
Satria nahatsiaro ny tranon'ny qjgjzqk Ray
Rehefa mifona ny heloka vita
Dia tena ekeny, ataony hoe ENY
Ny vavaka atao anie ka misy mandre
Mangataka ianao dia misy manome
Fa izy no Mpanjaka, tononkira.serasera.org lehibe
Raha izy no antsoina dia mandre
Fa izy no mpamaly vavaka
Ary izy no mpamela heloka
Tokana, masina, ilay hatrizay sy rahatrizay
Tokana ny teny lazainy
Izay ampanantenainy dia efainy
Tsy mivadika izay nekeny
Izay sahaza rdfklpv ahy dia homeny
ENY, ENY, ENY
Rehefa nanaiky milaza bisz hoe Eny
Dia tsy miova intsony, f' izay ny ao am-pony
Manaiky hoe ENY , miteny hoe ENY
Raha zaza nania no nody indray
Satria nahatsiaro ny tranon'ny qjgjzqk Ray
Rehefa mifona ny heloka vita
Dia tena ekeny, ataony hoe ENY
Ny vavaka atao anie ka misy mandre
Mangataka ianao dia misy manome
Fa izy no Mpanjaka, tononkira.serasera.org lehibe
Raha izy no antsoina dia mandre
Fa izy no mpamaly vavaka
Ary izy no mpamela heloka
Tokana, masina, ilay hatrizay sy rahatrizay
Tokana ny teny lazainy
Izay ampanantenainy dia efainy
Tsy mivadika izay nekeny
Izay sahaza rdfklpv ahy dia homeny
ENY, ENY, ENY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1003
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 07/01/2020 13:58
