Tantara sarotra (Finaritra (Rindra Tarika))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay noraràna, fa dia nifankatia
Mitady isan'andro izay fomba iarahana dia
Na dia hifampijery lnyzc aza
Na mba tononkira.serasera.org hiresaka!
Ianao foana no ilaiko ho anilako

Ny antsika roa mantsy toa tantara sarotra
Efa manantompo, qyaxlqm efa voafatotra
Fa tsy nanakana lay fontsika ho sarika
Ho fo miara mitempo ny ahy sy anao.

Dia voatery hiala maina tsy hitondra mody
Fa ianao ry tiako
Manan'olona iray talohako
Ianao foana andrandraina ho fanafody
Ka manantena, fiainana vaovao ho ahy sy ho anao.

Finaritra Mai 2019 aovpn

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Finaritra (Rindra Tarika)
Hits : 2292
Likes : 0 Like
Created by : Camarade
Date : 13/06/2019 10:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765