DIDY MASINA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( hira fanevan' ny ANTSAN' NY FAMONJENA )
Misy didy masina
Baiko tamin' i Jeso
Dia ny hitondra famonjena, ho an'ny olona
Toriteny marina
Sy ny hira mahasoa
No venteso hanakoako, Haleloia
Ka hira no entinay hitaomana
Hitory ny nnyx fitiavan'ny Tsitoha
Koa ventesinao izao
Ny faneva vaovao
Dia ny ANTSAN'NY FAMONJENA
No miantso anao
Mbola misy tononkira.serasera.org marobe,
Ny vahoaka tsy nandre,
Ilay antson'ny Mpamonjy, nrtpodnh antsom-pitiavana
Izay nitaona olona,
Sy tanora vonona, wqkj
Mba hitory famonjena, Haleloia
Misy didy masina
Baiko tamin' i Jeso
Dia ny hitondra famonjena, ho an'ny olona
Toriteny marina
Sy ny hira mahasoa
No venteso hanakoako, Haleloia
Ka hira no entinay hitaomana
Hitory ny nnyx fitiavan'ny Tsitoha
Koa ventesinao izao
Ny faneva vaovao
Dia ny ANTSAN'NY FAMONJENA
No miantso anao
Mbola misy tononkira.serasera.org marobe,
Ny vahoaka tsy nandre,
Ilay antson'ny Mpamonjy, nrtpodnh antsom-pitiavana
Izay nitaona olona,
Sy tanora vonona, wqkj
Mba hitory famonjena, Haleloia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 948
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 23/12/2019 16:54
