DIDY MASINA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( hira fanevan' ny ANTSAN' NY FAMONJENA )
uhlpzfw
Misy didy masina
Baiko tamin' i Jeso
Dia ny hitondra famonjena, ho an'ny olona
Toriteny marina
Sy ny hira mahasoa
No venteso hanakoako, Haleloia

dvezqsjn Ka hira no entinay hitaomana
Hitory ny fitiavan'ny Tsitoha
Koa ventesinao izao
Ny faneva vaovao
Dia ny ANTSAN'NY FAMONJENA
No miantso anao

Mbola misy marobe,
Ny vahoaka tsy nandre,
Ilay antson'ny Mpamonjy, antsom-pitiavana
Izay nitaona olona,
Sy tononkira.serasera.org tanora vonona,
Mba hitory famonjena, Haleloia
rntnglhq

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Visites : 1023
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 23/12/2019 16:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1771