Ny fahasoavan'Andriamanaitra (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan' ny famindram-pony amiko.
Noraisiny aho, nantsoiny koa
Hanao ny asany
Sy hidera hjqskt ny Anarany
Ouh Ouh ...

Ref: Ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary dlzyccs aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,
ny Anarany isika!

Raha misy ny mpanota dia izaho no lohany,
Nefa mbola notiavin'Andriamanitra.
Koa mbola hanota ihany tononkira.serasera.org ve
Mba hitomboan'ny fahasoavany?
TSIA, sanatria!
Ouh Ouh ...

Ref: Ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza julfcyse an'i Jehovah amiko
Ary aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,
ny Anarany isika!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/12/2024 12:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311