Ny fahasoavan'Andriamanaitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan' ny famindram-pony amiko.
Noraisiny aho, nantsoiny koa
Hanao ny asany
Sy hidera ny Anarany
Ouh Ouh wucj ...
Ref: Ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary tononkira.serasera.org aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,
ny Anarany isika!
Raha misy ny mpanota dia izaho no ktkdjgs lohany,
Nefa mbola notiavin'Andriamanitra.
Koa mbola hanota ihany ve
Mba hitomboan'ny fahasoavany?
TSIA, sanatria!
Ouh Ouh ...
Ref: Ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,
ny behsyos Anarany isika!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 601
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 23/12/2024 12:40