Sambatra aho (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho fa manana Anao
Aroko , tokiko , fiarovana ho ahy
Na handao ahy aza izao kwyp rehetra izao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao
Na maloko aza ny androko ety
Ny masoandro mbola ery
Mandroaka ny aizina , mampifaly fo , mampihira hoe :
Hidera anao aho Jehovah oo
Sy hankalaza ny anaranao
Sady hiraketan'ny foko Ianao
Ka mamonjy ahy amin-javatra manjo
Sambatra aho fa manana anao
Aroko , tokiko , fialofana ho ahy
Na handao ahy aza izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao ilay tsy mba mandao
Jesoa no masoandro
Tonga hanazava , Izy no antony ahavelomako hidera mawg Azy aho
Na ho sarotra ny diako , Izy ihany no itokiako
Tsy ho sasatra aho mamerimberina hoe :
Sambatra aho fa manana Anao
Ampy ahy Ianao lay tononkira.serasera.org tsy mba hcwrfye mandao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 1573
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TJAM
Daty : 28/08/2024 09:53