Sambatra aho (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho fa manana Anao
Aroko , tokiko , fiarovana ho ahy
Na handao ahy aza izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao
Na maloko aza ny gafu androko ety
Ny masoandro mbola ery
Mandroaka ny aizina tononkira.serasera.org , mampifaly fo , mampihira hoe :
Hidera anao aho Jehovah oo
Sy hankalaza ny anaranao
Sady hiraketan'ny foko Ianao
Ka mamonjy ahy amin-javatra ckpilb manjo
Sambatra aho fa manana anao
Aroko , tokiko , fialofana ho ahy
Na handao ahy aza izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao ilay tsy mba mandao
Jesoa no masoandro
Tonga hanazava , Izy no antony ahavelomako hidera Azy aho
Na ho sarotra ny diako , Izy ihany no itokiako goxux
Tsy ho sasatra aho mamerimberina hoe :
Sambatra aho fa manana Anao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao
Aroko , tokiko , fiarovana ho ahy
Na handao ahy aza izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao
Na maloko aza ny gafu androko ety
Ny masoandro mbola ery
Mandroaka ny aizina tononkira.serasera.org , mampifaly fo , mampihira hoe :
Hidera anao aho Jehovah oo
Sy hankalaza ny anaranao
Sady hiraketan'ny foko Ianao
Ka mamonjy ahy amin-javatra ckpilb manjo
Sambatra aho fa manana anao
Aroko , tokiko , fialofana ho ahy
Na handao ahy aza izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao ilay tsy mba mandao
Jesoa no masoandro
Tonga hanazava , Izy no antony ahavelomako hidera Azy aho
Na ho sarotra ny diako , Izy ihany no itokiako goxux
Tsy ho sasatra aho mamerimberina hoe :
Sambatra aho fa manana Anao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 1471
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TJAM
Date : 28/08/2024 09:53
