Ny fanahiko no maniry an\'Andriamanitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no ahciszjc maniry an’Andriamanitra
fa mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra an’i Ziona
dia pkjpfr mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana no mitanondrika ianao
ry fanahy nzbcdu ka mitoloko anatiko tononkira.serasera.org ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah
fa mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra an’i Ziona
dia pkjpfr mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana no mitanondrika ianao
ry fanahy nzbcdu ka mitoloko anatiko tononkira.serasera.org ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 12880
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/02/2005 16:15
