Ny fanahiko no maniry an\'Andriamanitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanahiko no fagotzah maniry an’Andriamanitra
fa mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra nvsikbx an’i Ziona
dia mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana no mitanondrika ianao
ry psmf fanahy ka mitoloko anatiko tononkira.serasera.org ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah
fa mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra nvsikbx an’i Ziona
dia mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana no mitanondrika ianao
ry psmf fanahy ka mitoloko anatiko tononkira.serasera.org ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 12473
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 03/02/2005 16:15
