Ny Fahasoavan'Andriamanitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fahasoavan'Atra
Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan'ny famindram-pony tononkira.serasera.org amiko.
Noraisiny aho, nantsoiny koa,
Hanao ny asany
Sy hidera ny anarany.
Ho o o, ny fahasoavan'Atra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko;
Ary aoka hiaraka kgky hanandratra ny Anarany,
Ny Anarany isika!
Raha misy ny mpanota de izaho no lohany,
Nefa mbola notiavin'Atra!
Koa mbola hanota wdbsttm ihany ve
Mba hitomboan'ny fahasoavany?
Tsia, sanatria!
kjpogmh
Ndriana Ramamonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 6263
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lemonja
Date : 04/09/2009 06:41