Ny Fahasoavan'Andriamanitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fahasoavan'Atra
Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan'ny frxdowx famindram-pony amiko.
Noraisiny aho, nantsoiny koa,
Hanao ny asany
Sy hidera ny anarany.
Ho o o, ny fahasoavan'Atra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah tononkira.serasera.org amiko;
Ary aoka hiaraka hanandratra mxevjtd ny Anarany,
Ny Anarany isika!
Raha misy ny mpanota de izaho no lohany,
Nefa mbola notiavin'Atra!
Koa mbola hanota ihany ve
Mba hitomboan'ny fahasoavany?
Tsia, tpemdi sanatria!
Ndriana Ramamonjy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 6264
Likes : 0 Like
Created by : Lemonja
Date : 04/09/2009 06:41