Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nitady hasambarana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitady hasambarana izy e, tahaka ahy sy ianao
Dia nivezivezy izy e, nanenjika swnmp ireo kilalao
Voatetiny avokoa ireo toera-noheveriny fa hoe mpamokatra hafaliana
Ny fiaretan-tory toa manala sorisory dia vao maika koa nanjary fijaliana
FIV : Teo vao tsapany fa rehefa maty ny fanahy dia mivezivezy foana re ny nofo
Tsy mila mpanamarina fa mora fantarina, ny fiainany mihitsy no porofo
Fa maty fanahy izy e, occmf na dia mbola velona
Ka hanenjik’aloka tsy misy fiafarana raha mbola tany koa ny pnybnoyv tany
Nahita hasambarana izy e, izay iriany koa hitanao
Tsy hivezivezy izy e, fa nahita fiainam-baovao
Tsy hitety intsony ireo toera-noheveriny fa hoe mpamokatra hafaliana
Ny azy izao ny tononkira.serasera.org alina manala hasasarana satria fotoana hatoriana
FIV : Teo vao tsapany fa rehefa velona fanahy tsy mivezivezy intsony re ny nofo

Fa olom-baovao izy e, satria novonjena
Ny Tompon’ny Tompo no manolotra azy ny fianam-pandresena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 2802
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RRas
Daty : 16/10/2019 22:09