Nitady hasambarana (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitady hasambarana izy e, tahaka ahy sy ianao
Dia nivezivezy izy e, nanenjika ireo kilalao
Voatetiny avokoa ireo toera-noheveriny fa hoe mpamokatra hafaliana
Ny fiaretan-tory toa manala sorisory dia vao maika koa nanjary fijaliana
FIV : Teo vao tsapany fa giko rehefa maty ny fanahy dia mivezivezy foana re rusxzgcc ny nofo
Tsy mila mpanamarina fa mora fantarina, ny fiainany mihitsy no porofo
Fa maty fanahy izy e, na dia mbola velona
Ka hanenjik’aloka tsy misy fiafarana raha mbola wqlhsg tany koa ny tany
Nahita hasambarana izy e, izay iriany koa hitanao
Tsy hivezivezy izy e, fa nahita fiainam-baovao
Tsy hitety intsony ireo toera-noheveriny fa hoe mpamokatra hafaliana
Ny azy izao ny alina manala hasasarana satria fotoana hatoriana
FIV : Teo vao tsapany fa rehefa velona fanahy tsy mivezivezy intsony tononkira.serasera.org re ny nofo

Fa olom-baovao izy e, satria novonjena
Ny Tompon’ny Tompo no manolotra azy ny fianam-pandresena

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 2745
Likes : 1 Like
Created by : RRas
Date : 16/10/2019 22:09