MISAOTRA ANAO IZAHAY (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao iazahay ry Ray noho ny fitiavanao
Ny haizin - kitroka misy ahy indro fa nidiranao
Dia hazavana lehibe no indro fa naposakao
Ka ravoravo ery ny fo izay midera anao
  
Ref:     Inona ary no havaliko Anao
    kbtieky            Noho ireo soa efa narotsakao
              drvezb  Dia hazavana lehibe no indro qydj fa naposakao
               Ka ravoravo ery ny fo izay midera anao

Na dia tsy mendrika ry Ray ireto te hidera Anao
Dia notoloranao tokoa ny fanavotan - dehibe
Na dia mahantra aza re dia novidian’ny zanakao
Tamin’ny ràny izay madio mba isan’ny Anao

Ref:.........

Dia menatra tokoa ry Ray hifanatrika aminao
Kanefa noho ny Zanakao dia indro fa manatona aho
Nanery ahy izany foko resin’ny Fitiavanao
Ilay fo maniry mafy Anao tononkira.serasera.org ka indro hanjakao

Ref: ...........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndriana Ramamonjy
Visites : 25544
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andolanto
Date : 16/02/2007 08:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0545