MISAOTRA ANAO IZAHAY (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao iazahay ry Ray noho ny fitiavanao
Ny haizin - kitroka misy ahy indro fa nidiranao
Dia hazavana lehibe no indro fa naposakao
Ka ravoravo ery ny fo izay midera anao
Ref: tononkira.serasera.org Inona ary no havaliko Anao
wjqsd gezpvfpz Noho ireo soa efa narotsakao

Na dia tsy mendrika ry Ray ireto te hidera Anao
Dia notoloranao tokoa ny fanavotan - dehibe
Na dia mahantra aza re dia novidian’ny zanakao
Tamin’ny ràny izay madio mba isan’ny rvbsnbn Anao
Ref:.........
Dia menatra tokoa ry Ray hifanatrika aminao
Kanefa noho ny Zanakao dia indro fa manatona aho
Nanery ahy izany foko resin’ny Fitiavanao
Ilay fo maniry mafy Anao ka indro hanjakao
Ref: ...........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 25545
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andolanto
Date : 16/02/2007 08:38